Entrée fisakafo (sakafo)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina misakafo: Samy manana ny fisakafony ny karazam-pirenena eto ambonin' ny tany [Rajemisa 1985]

2009/02/23