Entrée fisahanana (sahana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiandraiketana, fiatrehana, famonjena asa na raharaha maro miaraka: Mbola iderako anao ny fisahananao ny asa sarotra iantsorohanao sy ny raharahan-tokantrano vonjenao samy irery [1.1]
Explications en français L’action de faire face à un travail [1.3]
Exemples 
1Ny fisahanana ny asa aman-draharahan'ny mpanao gazety dia voalamina araka ny lalàna. [1.320]
2Amin' izany fandaminana izany, dia afaka mampihatra tanteraka ny fahefany ny Fanjakana amin' ny fisahanana irery ny andraikitra amin' ny fandaminana ny raharaham-pifidianana. [4.27]

Entrée fisahañana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taimoro] fitsapana [1.78]
  [Tanala] fanoharana, fanandramana [1.78]

Mis à jour le 2024/02/08