|
|
|
|

Entrée1  fisafoana
Radical  2  safo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fampandalovana moramora ny tanana eo ambony zavatra iray: Tsy nahateny Ibalita noho ny henatra, fa fisafoana hatoka no nataony
Fijeren' ny dokotera sy ny mpampivelona ny vehivavy bevohoka: Amin' ny sivy ora ny fisafoana ao amin' ny hopitaly
Fandalovana mba hijery ny fandehan-javatra, mba hanara-maso: Rehefa tonga ny fisafoan' ny lehibe, tonga daholo ny mpiasa rehetra ary misehoho miasa tsara

Mis à jour le 2024/12/11