| Entrée | 1 firioriovana |
| Radical | 2 riorio |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Firenirenena, fandehandehanana tsy misy toniany; fiviliana any amin' ny tsy izy; fandehanana atsy fandehanana eroa, tsy fitombenana amin' ny toerana na zavatra iray [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|