|
|
|
|

Entrée1  firavoravoana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  ravoravo
Explications en malgache  4  [1.1] Fifaliana; misy fifaliana: Andro firavoravoana
Explications en anglais  5  [1.7] a feast, a celebration
Explications en français  6  [1.8] festin, réjouissance
Exemples  7  [2.508#] Fa ny firavoravoana dia mbola mitohy.
8  [2.436#] Rehefa vita ny vaky volo, dia mandroso amin' izay ny dihy sy ny firavoravoana.
Article  9  Randzavola: firavoravoana ao amin' ny Baiboly (=> fanasana)

Mis à jour le 2025/07/29