|
|
|
|

Entrée1  firavoravoana
Radical  2 ravoravo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fifaliana; misy fifaliana: Andro firavoravoana. [1.1]
Explications en anglais  5 a feast, a celebration. [1.7]
Explications en français  6 festin, réjouissance. [1.8]
Exemples  7  Fa ny firavoravoana dia mbola mitohy. [2.508#]
8  Rehefa vita ny vaky volo, dia mandroso amin' izay ny dihy sy ny firavoravoana. [2.436#]
Article  9 Randzavola: firavoravoana ao amin' ny Baiboly (=> fanasana)

Mis à jour le 2025/09/12