|
|
|
|

Entrée1  firavaka
Radical  2 ravaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Zavatra atao fihaingoana vita amin' ny vato na metaly sarobidy ary amim-pomba voakaly, toy ny kavina, haba...: Misy efatra karazana ny firavaka fitondran' ny Ntaolo nihaingo: ny vakana, ny kavina, ny firavaka fanao amin' ny volo na drakadraka, ary ireo rojo isan-karazany. [1.1]
Explications en anglais  5 jewelry. [1.7]
Explications en français  6 bijou. [1.8]
Exemples  7  Tena volamena izany, sa firavaka rombahina? [2.1022#]
8  Ny karazan-bakana dia firavaka tian-dry zareo fatratra. [1.437#]
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot
Article  10 Randzavola: firavaka ao amin' ny Baiboly (=> ravaka)

Mis à jour le 2025/11/02