Entrée | firarazana | |||
Mots élémentaires | firary ; razana | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | [Sihanaka] Toerana firariana, faniriana, fivavahana [1.78] | |||
Ny zoron-trano avaratra atsinanana, izay firarian' ny razana, izany hoe fivavahan' ny razana tamin' Andriananahary fahizay na koa azo raisina hoe firariana na fivavahana tamin' ny razana [1.1] | ||||
Explications en anglais | See rary, anjoro. [1.2] | |||
Mots composés |
| |||
Mis à jour le 2023/12/01 |