|
|
|
|

Entrée1  firapotsy
Mots élémentaires  2  firaka, fotsy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Karazam-piraka faninginana [1.1]
5  Antsoina hoe koa kasia malandy [1.13]
6  Karazam-piraka faninginana. [1.1]
Explications en anglais  7  [fira-potsy] A white kind of lead. [1.2]
8  [fira-potsy] tin [1.7]
Explications en français  9  [fira-potsy] étain [1.8]
10  étain [1.13]
International  11  Sn [3.1]
Exemples  12  Ary toy izany avokoa ny vokatra aondran'ny zanatany rehetra ho any ivelany, manomboka amin'ny voankazo ka miafara any amin'ny firapotsy. [2.503#]
Vocabulaire  13  Chimie
Autres orthographes  14  firapotsy
Tableaux et planches  15  Table périodique

Mis à jour le 2024/08/31