|
|
|
|

Entrée1 firaisam-pokontany
Partie du discours  2 locution
Explications en malgache  3 Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1]
Explications en français  4 littéralement "union des collectivités"; sous le régime Ratsiraka, arrondissement (correspond aux cantons de l'époque coloniale et du régime Tsiranana) [1.5]
Exemples  5 Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”. [4.27]
Vocabulaire  6 Politique
Synonymes  7firaisana

Mis à jour le 2025/09/19