| Explications en malgache |
4 Famoahana feo mafy tampoka mirefotra: Nanaitra ahy ny fipoahan' ny basinao.
5 Fahavakisana miparitaka tampoka: Tonga hatrany amin' ny 30 m ny fipoahan' ny vato.
6 Fiposahan' ny masoandro (na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona): Andraso ny fipoahan' ny masoandro indray raha ta haka sary ianao.
7 Fisehoan-javatra tampoka: Tsy aisy tsy taitra tamin' ny fipoahan' ny ady farany iny.
8 Fisiana mibontsina miseho, fiempahana: Ny fipoahan' ny hoditra may.
[1.1]
|