Entrée fipepo (pepo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mipepo, izany hoe misy lempona; Tsy dia lehibe loatra akory ny fipepon' ny fiarakodianao
Toetran' ny olona mipepo, izany hoe matahotra ka mikemo, mitakemotra [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20