|
|
|
|

Entrée1  fiombonana
Radical  2 ombona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fiarahana manao, fiarahana mamana [1.1]
Explications en anglais  5 an association, a community [1.7]
Explications en français  6 association, communauté [1.8]
Exemples  7  Foana koa ny fiombonana tamin' ny fahoriana. [1.317#]
8  lo vohitra io, ataoko fiombonana no anarany. [2.298#]
9  Avy amin'izany fiombonana izany no isintonana ny finoana fa tsy mahavita tena ny olombelona tsirairay. [2.606#]
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/17