|
|
|
|

Entrée1  fiomanana
Radical  2 omana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanaovana ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin' izay atao na tsy ho voatampoka raha misy zavamitranga. [1.1]
Explications en anglais  5 preparation. [1.7]
Explications en français  6 préparation. [1.8]

Anagrammes  7 famoinana, 8 famoniana, 9 fimaonana, 10 fiomanana

Mis à jour le 2025/09/12