Entrée | 1 finganina |
Radical | 2 fingana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Alavo amin' ny fainelezana ny tongotra eny ampandehanana na eny am-pihazakazahana: Nofinganin' Ikoto Isambilo ka nitrosina terỳ amin' ny tany 5 Anaovana ankasomparana; Nofinganiny tamin' ny hevitra maizimaizina ilay sakaizany ka tsy tafarina intsony tamin' ny raharahany [1.1] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 faningina, finganina, finingana, nafingany, nifangany |
Mis à jour le 2023/01/20 |