Entrée finday (inday)
Partie du discours nom
Explications en anglais Cell phone [3.2]
Explications en français Téléphone portable [3.2]
Exemples 
1Ataovy azo antoka ny hampiditra ny anaranao sy ny laharan'ny findainao [0]
2Fampandrosoana ny sehatra momba ny finday araka ny politika momba ny lazam-bidy amin' ny fadin-tseranana nasionaly amin' ny tahan' ny haban-tseranana; [1.384]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : finday, findaiko, findainao, findainy, findaintsika, findainay, findainareo, findain', findain-, findaim-
Préfixée : -pinday, -pindaiko, -pindainao, -pindainy, -pindaintsika, -pindainay, -pindainareo, -pindain', -pindain-, -pindaim-
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/21