|
|
|
|

Entrée1  filôzôfia
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  8  [1.1] Fianarana momba ny lalan-kevitry ny sain' ny olombelona ary misahana ny fandinihana momba ny saina amam-panahy, ny fiforonan' ny zavatra misy hitan' ny maso sy ny tsy hita, ary ny mety hisy aza
Fomba ahazoan' ny mpandinika iray na antokon' olona iray an' ireo zavatra sahanin' ny filozofia: Filozofian' i Kant / Filozofia malagasy
Explications en anglais  9  [3.1] philosophy
Explications en français  10  [1.13] philosophie
Exemples  11  [2.285] Ahoana kosa izany ny fandraisanao ilay filozofia vazaha hoe ny marina rehetra tsy filaza avokoa?
Vocabulaire  12  Philosophie

Mis à jour le 2025/08/10