Entrée (1/2) | 1 filofosana |
Radical | 2 lofo |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Voninahitra nomena ny maty tamin' ireo omby novonoina |
Entrée (2/2) | 5 filofosana |
Radical | 6 lofo |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 [1.1] Fampiasana ny hery rehetra amin'izay zavatra atao, fikelezana aina: Ny filofosany tamin'ny fianarana no nahombiazany |
Mis à jour le 2024/12/07 |