Entrée filesy
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitaovana ampiasaina hitorahana ny vorona hazaina indrindra, ka toy izao ny toetoetrany sy ny fampiasana azy: misy tady fingotra lavalava izay mifatotra na mizaitra amin' ny tendron' ny tahon-kazo kely misabaka ny laniny roa avy, ary eo afovoany, misy hoditra ipetrahan' ny vato. Henjanina ilay tady fingotra, dia vahana ny tanana namihina ilay vato, ka mandroso amin' izay io, manaraka ny fingotra miverina, ary dia mitsoriaka manitsy ny zavatra kendrena [1.1]
Origine Français: flèche.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31