Entrée |
filazana
(laza)
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | fampahalalana: ~ Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany. ¶ Fanambarana ~ Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera. ¶ Fitantarana ~ Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | a report, an announcement [Hallanger 1973]
|
Traduction française | l'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes. ~ Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (Voici l'annonce qui a été collée sur le mur) [Abinal 1888]
|
| annonce, avis [Rajaonarimanana 1995]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Toponymie |
|
|
Entrée |
Filazana
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Toponymie | filazana |
|