|
|
|
|

Entrée1  filatsahana
Radical  2 latsaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fianjerana, firotsahana: Amin' ny filatsahan' ny orana, velombolo ny zavamaniry
5 Fidinana: Tsy dia sarotra fa ilana fahasahiana ny filatsahana amin' ny elonaina
6 Firotsahana, fidirana: Filatsahana ho miaramila [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12