|
|
|
|

Entrée1  filasiana
Radical  2 lasy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fitobiana, fandriana an-tsaha: Naharitra herinanadro ny filasian' ny miaramila tao Ananona.
5 Fivahiniana miaraka maro any aman' olona: Nahasorena an-dRabe ny filasian-dry Rakoto tao aminy tamin' ny farany. [1.1]

Anagrammes  6 filasiana, 7 fisaliana

Mis à jour le 2025/09/12