Entrée | filankevitry > filankevitra | ||||
Mots élémentaires | filana ; hevitra | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Fikambanan' olona vitsivitsy miara-mihevi-draharaha sy manapaka izay hatao: Filan-kevi-bahoaka ~ Filan-kevitra faratam-pon'ny tolom-piavotana [1.1] | ||||
Fikambanan' olona vitsivitsy tendrena na fidina hiara-mihevi-draharaha sy manapaka amin' ny fitantanana na ny mpitondra na ny filoha [1.62] | |||||
Toerana atonina hanontanian-javatra rehefa misy manahirana na mahaliana [1.64] | |||||
Explications en français | Accueil, renseignements [1.64] | ||||
Exemples |
| ||||
Morphologie |
| ||||
Mots composés |
| ||||
Autres orthographes | filan-kevitra | ||||