Entrée filaminana (lamina)
Partie du discours nom
Définition malgache Fipetrahan' ny zavatra tsara eo amin' ny anjara toerany avy: Ny filaminan' ny fanaka ao an-trano
¶ Fiaraha-mitoetra amim-piraisan-tsaina: Mahafinaritra ny filaminan' ny mpiara-monina ao amin' ny fokontany
¶ Firindrana, tsy fisian-javatra manembantsembana: Aza matahotra ianao fa mandeha amim-pilaminana ny raharahantsika [Rajemisa 1985]
Citations 

2009/03/22