|
|
|
|

Entrée1  fikohafana
Radical  2  kohaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Famoahana feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra noho ny aretin' ny havokavoka na fahamaimain' ny tenda na ny lalandrivotra
Explications en français  5  [1.3#347] L’action de tousser, d'appeler en toussant; la saison des rhumes
Exemples  6  Ny fandehanan-drà mena be ao anatin'ny faritra fotsy eo amin'ny maso dia mety ateraky ny fikohafana. [2.424#]
Vocabulaire  7  Santé

Mis à jour le 2024/02/02