|
|
|
|

Entrée1  fikodedy
Radical  2 kodedy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomban' ny olona mikodedy na mikodedika, izany hoe miteny haingana loatra ka mila tsy ho fantatra izay lazainy noho ny teny mifangaroharo. [1.1]
Synonymes  5 fikodedika

Mis à jour le 2025/09/12