|
|
|
|

Entrée1  fikobanana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fihetsehan' ny rano indray, izay efa nandry nilamina tsara; fitsobohan' ny lamba sasana ao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony; fihontsankontsanana, fahalalahan' ny akanjo loatra
Explications en français  4  [1.3#344] L’action de remuer, l’instrument
Radical  5  kobana

Anagrammes  6  fanabonaky, fibonanaka, fikobanana

Mis à jour le 2025/01/21