|
|
|
|

Entrée1 fikitrohana
Radical  2kitroka
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fifanerena, fifanizinana: Mahagaga ny fikitrohan' ny hazo amin' itỳ ala itỳ
Fidilorana: Any (amin' ny afobe) no misy fitomaniana sy fikitroha-nify [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12