|
|
|
|

Entrée1  fikendrena
Partie du discours  2  nom
Radical  3  kendry
Explications en malgache  4  [1.1] Fitiliana, fitadiavana hahazo: Ny fikendren' ny papango ny akohokely
Fikasana, fanampoizana: Tsy manakana ny fikendreko ny hanasoa tanindrazana izany

Mis à jour le 2024/12/11