|
|
|
|

Entrée1  fikarakarana
Radical  2  karakara
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fitandremana, fanasoavana fatratra sy manokana atao amin' olona na biby, zavatra, raharaha: Rakoto no misahana ny fikarakarana ny fambolena
Fiahiana, firaharahana: Anjaran' ny renim-pianakaviana indrindra ny fikarakarana ny tokantrano
Fanomanana, fanamboarana: Ho tonga ny lehibe ka hanomboka rahampitso ny fikarakarana ny fandraisana azy
Fifehezana, fitondrana, fanapahana: An' ny lehiben' ny Firaisana ny fikarakarana itỳ tanàna
Explications en anglais  5  [1.7] taking care of, looking after
Explications en français  6  [1.8] action de prendre soin; administration

Anagrammes  7  fikarakarana, firakarakana

Mis à jour le 2023/01/20