| Entrée | 1 fikambanana |
| Radical | 2 kambana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fiarahana maro, fitambarana: Ny fikambanana no hery.
5 Antokon' olona vitsivitsy na maro miray noho ny asa, raharaha, hevitra politika, zava-kanto iombonana: Ny fikambanan' ny Mpanoratra sy Poety. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 a society, an organization.
[1.7] |
| Explications en français |
7 L’action de se réunir, de s’unir, l'union, la jonction, l'ajustement, l’association, compagnie, société, congrégation.
[1.3#307] 8 association, organisation. [1.8, 1.13] 9 société, congrégation. [1.8] 10 groupement. [1.13] |
| Exemples |
11 Vitsy foana no mpamboly tsy isan' ny fikambanana.
[2.332]
12 Efa hitan' ny masonareo koa ny herin' ny fikambanana. [2.69] 13 Mitondra ny anaran' ny fikambanana ihany ny faritra voavoly. [2.445] 14 Lanin' ny sainao izao ny rijan-kevitra ajoron'ny fikambanana iray! [2.503] |
| Analogues | 15 fianta, 16 fianta, 17 fimpima, 18 fimpima, 19 fimpimi, 20 fimpimi, 21 fisamia, 22 fisamia, 23 fram, 24 fram, 25 fsm, 26 fsm, 27 ftpsa, 28 ftpsa |
| Tous les mots composés | 29 2 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 30 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 31 fanakambina, 32 fikambanana |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|