| Entrée (1/2) | 1 fikakana |
| Radical | 2 kaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fisiana kaka; na fanasiana kaka.
5 Fanaovana izay tsy hahafahan' ny mpianatra adinina. [1.1] |
| Entrée (2/2) | 6 fikakana |
| Radical | 7 kaka |
| Partie du discours | 8 nom |
| Explications en malgache |
9 Fanenon' ny akohovavy madiva hanatody.
[1.1] |
| Vocabulaire | 10 Zoologie: (en général) |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|