Entrée fijejojejo (jejojejo)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina mijejojejo, izany hoe mampiseho toetra tsy dia maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31