|
|
|
|

Entrée1  fijanonana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  janona
Tous les mots composés 
Explications en malgache  6  [1.1] Fitsaharana: Enimpolo taona no fijanonana tsy miasa intsony matetika
Fitoerana ela: Nisy zavatra betsaka niseho nandritra ny fijanonanao tany Toamasina
Fiatoana: Mahaiza mamaky teny tsara; asio fijanonana isaky ny faran' ny fehezanteny
Fotoana tsy iasana, tsy ianarana: Mahazo fijanonana roa volana ny mpianatra isaky ny faran' ny taom-pianarana
Toerana fandalovan' ny fiarambahoaka ka miato kely izy eo: Misy miala amin' ny fijanonana manaraka
Explications en anglais  7  [1.7] a stop; an interruption;
Explications en français  8  [1.8] arrêt, halte
9  [1.13] station, stationnement, halte
Exemples  10  [2.643#] Nohararaotinay io andro fijanonana io mba hihazana sy hirembena hanin-kanina.
11  [2.69#] Ary dia misy fijanonana kely ataony hoe alina fatoriana sy fanindrian' Inenibe azy rehetra.

Anagrammes  12  fanjoniana, fanonjanay, fijanonana, nafonjanay, nanjifanao

Mis à jour le 2025/08/10