Entrée |
fijangajangana
(jangajanga (janga))
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Fanaranam-po amin' ny fitondran-tena ratsy, filibana amin' ny fahalianana ara-nofo, fandehanana amin' ny olona tsy vadin' ny tena: Raran' Andriamanitra amin' ny didy fahenina ny fijangajangana
[Rajemisa 1985]
|
Définition anglaise | adultery, licentiousness [Hallanger 1973]
|
Définition française | adultère, luxure [Hallanger 1974]
|
Exemples | Misy milaza fa hila haka tahaka ny fomban' ny Tanindrana iarahany miaina Ingahy Randriamihaja, raha ny fijangajangana sy ny fisotroan-toaka no heverina [Andriamalala: Zazavavindrano, page 39]
|
|