Entrée | 1 fihohofana |
Radical | 2 hohoka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fionganan-javatra ka ny vavany no lasa ambany: Ny fihohofan' ny vilany no tsy nilelafan' ny alika ny tao anatiny Fandriana ny kibo no atao ambany mandry: Raha izaho tsy ahitako tory ny fihohofana Fandoalihana sy fiondrehana eo ambonin' ny zavatra iray ho mari-pitiavana na alahelo: Nampalahelo ny nahita ny fihohofan-dreniny teo amin' ny nofo mangatsiakan' ilay zanany Fiasana tsy miroa fo: Fihohofana tamin' ny asa no nahavitana itony boky itony [1.1] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |