|
|
|
|

Entrée1  fihodinkodinana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  hodinkodina
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Exemples  6  [fihodinkodinana] Tsy dia fanalavan-dresaka na fihodinkodinana foana tsy akory ny ohatrohatra - araka ny fisason'ny tsy mahalala.
7  [2.472] Ny hazakazaka sy ny fihodinkodinana eo am-piasana no tsy itovia na, fa raha ny vely kibay sy karavasy ary antsoantso, dia samy misy izany.

Mis à jour le 2025/07/29