|
|
|
|

Entrée1  fihinina
Radical  2  fihina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Tazonina mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona tsara: Nofihininy tsara ao anaty tanana ilay vola nomeko azy
5  Tazonina mafy amin' ny tanana roa ampifandraisina tsara mba tsy hahafahan' ilay tazonina mikofoka: Raha vao tonga ny zanany dia nofihinin-dreniny tao an-tratrany [1.1]
Explications en anglais  6  to be grasped, to be pressed, to be squeezed. [1.2]
7  to be grasped, to be held tight [1.7]
Explications en français  8  qu'on tient, qu'on retient [1.8]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Analogues  13  1.1=giazana

Mis à jour le 2023/01/20