|
|
|
|

Entrée1  fihevitra
Radical  2 hevitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomba fahazoana, fandraisana: Manao ahoana no fihevitrao itỳ raharaha iỳ? [1.1]
Explications en français  5 Ce à quoi on pense, ce qu’on examine, manière de penser:
6 Manao ahoana no fihevitrao izany raharaha izany? (Que pensez-vous de cette affaire?) [1.3#243]
Exemples  7  Efa nanjary manavia aza ny fihevitra sy fiteny izany. [2.296#]
8  Mifototra eo avokoa na ny fihevitra na ny fihetsika na ny fomba rehetra. [2.298#]
9  Lazao izay mahalesoka izany fihevitra izany raha fanambadiana no resahina. [2.314#]
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :

Mis à jour le 2025/11/17