Entrée fihetsika (hetsika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba fandeha: Mihodinkodina amin' ny tenany ihany no fihetsiky ny tany
Fanao: Tsy azoazoko ny fihetsik' iny Rangahy iny [1.1]
Explications en français Comportement, attitude, mobilité [1.13]
Exemples 
1Misarika ny mpitatitra izany fihetsika izany. [2.445]
2Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4]
3Misy heviny roa samy hafa ny fanaovana io fihetsika io; [1.519]
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/27