|
|
|
|

Entrée1  fihetsehan > fihetsehana
Radical  2  hetsika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fihevingevenan' ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo
5  Paika, hevi-petsy: Ianao koa ohatra ny mbola tsy mahalala ny fihetsehan' i Jaona
6  Fiovana tampoka amin' ny fandehan' ny aretina: Nisy fihetsehana ny aretin-drainy [1.1]
Explications en français  7  mouvement, geste [1.13]
Exemples  8  Iny fihetsehana alina iny no toa fara-heriny satria tsy afa-nitsangana intsony ny lehilahy. [2.470]
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :