Entrée | fiheninkenenana (heninkenina) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fisahiranana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano izay mahatonga hihodinkodina eran' ny trano: Tsy mivoaka mihitsy Rasoa ny maraina fa lany amin' ny fiheninkenenana eran' ny trano ny androny [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |