|
|
|
|

Entrée1  fiheninkenenana
Radical  2 heninkenina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fisahiranana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano izay mahatonga hihodinkodina eran' ny trano: Tsy mivoaka mihitsy Rasoa ny maraina fa lany amin' ny fiheninkenenana eran' ny trano ny androny. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12