Entrée fihazonana (hazona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitanana, tsy fanomezana olona ny tokony ho azy [1.1]
Explications en français Ce avec quoi on retient, frein, et tout ce qui sert pour retenir, l’action de retenir [1.3]
 Patère, ancrage [1.13]
Exemples 
1Na homeny anao daholo aza, fihazonana no ahy. [2.298]
2Rahefa tsy vadiko intsony ny zanak' Ingahy Ranjalahy, izay nanome asa ahy noho ny maha-vinantony ahy fotsiny, dia raisiko ho famelezana ny hambompoko ny fihazonana ahy amin' ny asa. [2.529]
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/09