| Entrée | 1 fihatahana | 
| Radical | 2 hataka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanalavitana, fitokanana tsy miaraka amin' ny hafa: Indraindray ilaina ny fihatahana amin' ny namana ratsy Fikisahana, fitanilana: Fihatahana mba handehanan' ny lehibe [1.1] | 
| Explications en français | 5   écart [1.13] | 
| Tous les mots composés | 6 ovaka sy fihatahana lohany | 
| Synonymes | 7 samaka | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |