| Entrée | 1 fihaonana |
| Radical | 2 haona |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fifanenana, fifankahitana: Teny an-tsena no nifankahitan' ny olona taloha ka izany no niantsoana ny tsena fahiny hoe fihaonana.
5 Fifanenana, fiadiana: Fihaonan-dalana. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 a place of resort, an appointment, a market, so called in a time of mourning..
[1.2] 7 a meeting; a meeting place. [1.7] |
| Explications en français |
8 jonction.
[1.8, 13] 9 rencontre. [1.8] 10 intersection. [1.13] |
| Exemples |
11 Famangiana ihany no anton' ny fihaonana.
[2.366#53]
12 ary dia nangataka fihaonana taminay, hono, izy. [2.643#98] 13 Maro ny fihaonana tsy nanaovan-draharaha nalehan' ny iraka. [2.366#78] 14 Mila hitovy hatrany ny resaka amin' ireny fihaonana kely mahantra ireny. [2.472] |
| Tous les mots composés | 15 2 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 16 fiahonana, 17 fihaonana, 18 ifonahana |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|