|
|
|
|

Entrée1  fihanjahanjana
Radical  2  hanjahanja
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Tsy fitondrana lamba na akanjo handrakofana ny vatana; fiboridanana, fihanjahana
Fitondrana akanjo vitsy foana na manify: Tsy mangatsiaka ve ianao amin' izao fihanjahanjanao izao? [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12