Entrée | 1 fihalontralona (halontralona) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache | 3 Fomban' ny zavatra mihalontralona, izany hoe mamirapiratra mivalombalona toa onjan-drano: Endrey izany fihalontralon' ny firavaka volamena nanaovany [1.1] |
Anagrammes | 4 fihalontralona, fiholantrolana |
Mis à jour le 2023/01/05 |