Entrée | 1 fifidianana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 fidy |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] Fakana izay tiana an-tsitrapo, filantenana, fijobonana, fitsongoana; fandatsaham-bato: Tsy misy fifidianana raha atao an-tery, na mivantana izany na an-kolaka |
Explications en anglais |
6 [1.7] the act of choosing an election |
Explications en français |
7 [1.3, 1.8] action de choisir élection |
Exemples |
8 [2.472] Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara.
9 [2.356] Nandalo indroa Atoa Ranaivo Jonah nanontany vaovao izay tsy nisy fa nilamina ny fifidianana. |
Vocabulaire | 10 Politique |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |