|
|
|
|

Entrée1  fifantenana
Radical  2  fantina
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  [1.13] choix, sélection, triage
5  [1.196] (de fantina : choix, triage) Action de trier, de sélectionner des plantes. [Merina]
Exemples  6  Hita misongadina amin'izany fomba izany fa malalaka ny tanora eo amin'ny fifantenana izay ho vadiny. [2.606]
7  Nony vita ny fifantenana, antontam-pitafiana kely tsy mahafeno valizy iray no nifanarahana fa "azo aseho. [2.4]

Anagrammes  8  fefin-tanana, fifantenana

Mis à jour le 2023/01/20